Aller au contenu

Mercedes-Benz

Avy amin'i Wikipedia
Mercedes-Benz

Mercedes-Benz dia mpanamboatra fiara alemàna any Stuttgart, Alemaina. Niorina tamin'ny 1926, fantatra amin'ny malaza, io no marika sangany amin'ny Daimler Motoren Gesellschaft.

Mercedes-Benz SLK R171

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]