Hankany amin'ny vontoatiny

Mauno Koivisto

Avy amin'i Wikipedia
Mauno Koivisto
Ankapobeny
AnaranaMauno Koivisto
Teraka25 Novambra 1923
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Finlandy
Asa :
Fiainana manokana

Mauno Henrik Koivisto (teraka ny 25 Novambra 1923 tao Turku; maty ny 12 Mey 2017 tao Helsinki) dia mpanao politika finlandey.

Niasa ho Filoha fahasivy tao  Finlandy izy nanomboka tamin'ny 1982 ka hatramin'ny 1994.

Filohan'y Finlandy

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Filohan'y Finlandy faha-9 mpandimby
Urho Kekkonen
1956-1981
Mauno Koivisto
1981-1994
Martti Ahtisaari
1994-2000

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Tellervo Koivisto. Ny zanany dia Assi Koivisto.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]