Matsoanisma

Avy amin'i Wikipedia

Ny matsoanisma dia fikambanana ara-pôlitika naorin' i André Matswa tao Kôngô tamin' ireo taona 1920 izay nivoatra ho hetsika ara-pôlitika sy ara-pivavahana taorian' ny fahafatesan' ny mpanorina azy tamin' ny taona 1942.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]