Matso

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Matso dia "dia mirindra" ataon'ny vondron'olona maromaro miaraka. Ny matso anisan'ny tena malaza ao Madagasikara dia izay ataon'ny Tafika isaky ny 26 Jiona mandritra ny fetim-pirenena.