Mary, Queen of Scots
| Mary | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Mary | ||
| Teraka | 8 Desambra 1542 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 8 Febroary 1587 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
Mary, Queen of Scots dia teraka ny 8 Desambra 1542 ary maty ny 8 Febroary 1587.
Mary Stuart (teraka ny 8 Desambra 1542 tao amin'ny Lapan'i Linlithgow; maty ny 8 Febroary 1587 tao amin'ny Lapan'i Fotheringhay), fantatra ihany koa amin'ny hoe Mary Steward, dia 'Mpanjakavavin' ny
Ekosy amin'ny anarana hoe Mary I nanomboka ny 14 Desambra 1542 ka hatramin'ny 24 Jolay 1567 ary, tamin'ny alalan'ny fanambadiany tamin'i François II, izay Mpanjakavavin'i Frantsa ihany koa nanomboka ny 1559 ka hatramin'ny 1560; avy amin'ny fianakavian'i Stuart izy.
Satria niharan'ny korontana ara-politika sy ara-pivavahana i Ekosy tamin'ny fotoana nahaterahany, dia nentina tany Frantsa i Mary Stuart tamin'ny faha-dimy taonany ary notezaina tao amin'ny finoana katolika niaraka tamin'i Francis II, vadiny ho avy. Tamin'ny alalan'ny fanambadiany tamin'i Francis II, dia lasa Mpanjakavavin'i Frantsa izy, na dia tsy nandray anjara mivantana tamin'ny fitondrana aza. Ny fahafatesan'i Francis aloha loatra dia namela azy ho mpitondratena teo amin'ny faha-17 taonany, ary niverina tany Ekosy izy tamin'ny 1561.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I James V of Scotland no rainy. Ny vadiny dia François II (Frantsa), Henry Stuart, Lord Darnley, James Hepburn, 4th Earl of Bothwell. Ny zanany dia James VI and I.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Mary, Queen of Scots |