Martti Ahtisaari
Fiseho
| Martti Ahtisaari | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Martti Ahtisaari | ||
| Teraka | 23 Jiona 1937 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 16 Oktobra 2023 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Martti Oiva Kalevi Ahtisaari (teraka ny 23 Jona 1937, tao Viipuri, Finlandy, Vyborg, Rosia ankehitriny; maty ny 16 Oktobra 2023, tao Helsinki) dia mpanao politika sy diplaomaty finlandey.
Niasa ho Filoha faha-10 tao amin'ny Repoblikan'i
Finlandy izy nanomboka tamin'ny 1994 ka hatramin'ny 2000 ary nahazo ny Loka Nobel ho an'ny Fandriampahalemana tamin'ny 2008 noho ny ezaka nataony hatry ny ela mba handaminana ny fifandirana iraisam-pirenena.
Filohan'y Finlandy
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Mauno Koivisto] 1981-1994 | Martti Ahtisaari 1994-2000 | Tarja Halonen 2000-2012 |
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny vadiny dia Eeva Ahtisaari. Ny zanany dia Marko Ahtisaari.
Loka Nobel 2008
[hanova | hanova ny fango]- Loka Nobel: 2008