Tsindrimpeo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Isan'ny singa anavahana teny iray
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''tsindrimpeo''' na '''tsindrim-peo''', amin'ny [[haiteny]] sy ny [[fitsipiteny]] dia ny fampivoirana [[vaninteny]] ao amin'ny voanteny amin'ny fampiakarana ny haavony na fampitomboana ny vaikany na fampitomboana ny halavany na amin'ny alalan'y fanakambanana ny roa na telo amin'ireo toetra telo ireo. Misy izany ny tsindrimpeon-kaavo sy ny tsindrimpeom-baika ary ny tsindrimpeon-kalava. Amin'ny fiteny malagasy, ohatra, ny vanteny hoe ''tanana'' (rasam-batana) sy ''tanàna'' (toerana misy trano fonenenana) dia avahan'ny fiovan'ny toerana misy ny vaninteny misy ny tsindrimpeo.

Tsy afangaro ny hevitra sy ny zavara tondroina amin'ny hoe ''tsindrimpeo'' (henon'ny sofina) sy ny hoe ''[[Tendro (soratra)|tendro]]'' (mari-tsoratra izaty tsy voatery maneho tsindrimpeo, toy ny [[tendro satroka]] ‹ ◌̂ ›, ny [[tendro miraika havia]] ‹ ◌̀ › ary ny [[tendro miraika havanana]] ‹ ◌́ ›.

== Jereo koa ==

* [[Tendro (soratra)]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Septambra 2020 à 09:58

Ny tsindrimpeo na tsindrim-peo, amin'ny haiteny sy ny fitsipiteny dia ny fampivoirana vaninteny ao amin'ny voanteny amin'ny fampiakarana ny haavony na fampitomboana ny vaikany na fampitomboana ny halavany na amin'ny alalan'y fanakambanana ny roa na telo amin'ireo toetra telo ireo. Misy izany ny tsindrimpeon-kaavo sy ny tsindrimpeom-baika ary ny tsindrimpeon-kalava. Amin'ny fiteny malagasy, ohatra, ny vanteny hoe tanana (rasam-batana) sy tanàna (toerana misy trano fonenenana) dia avahan'ny fiovan'ny toerana misy ny vaninteny misy ny tsindrimpeo.

Tsy afangaro ny hevitra sy ny zavara tondroina amin'ny hoe tsindrimpeo (henon'ny sofina) sy ny hoe tendro (mari-tsoratra izaty tsy voatery maneho tsindrimpeo, toy ny tendro satroka ‹ ◌̂ ›, ny tendro miraika havia ‹ ◌̀ › ary ny tendro miraika havanana ‹ ◌́ ›.

Jereo koa