Angady: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Nanisy votoatiny |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Spade.jpg|vignette|Angady kely fampiasa amin'ny tany be tanimanga sy angady fampiasa amin'ny tany be fasika]] |
[[Sary:Spade.jpg|vignette|Angady kely fampiasa amin'ny tany be tanimanga sy angady fampiasa amin'ny tany be fasika|413x413px]]Ny '''angady''' dia fitaovan'ny mpiasa tany izay ampiasainy hamadibadihana sy hampahalemy ny tany ao amin'ny velarana kely. Ampiasaina mba hampahalemy ny tany mety mahatratra any amin'ny 35 sm amin'ny famadibadihana ny nofon-tany. Ny angady dia misy lelany metaly (vy, tsỳ, sns) ary tahony hazo na plastika na metaly koa indraindray. |
||
Ny famadibadihana ny tany dia ahafahana mlandevina ny zezika mba hahabetsaka ny poti-javamananaina ny tany. Manampy amin'ny fanapahana ny fakan-javamaniry sy amin'ny fanongotana ny legioma sasany (karaoty, poarô) koa ny angady. |
|||
<br /> |
Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Desambra 2019 à 11:52
Ny angady dia fitaovan'ny mpiasa tany izay ampiasainy hamadibadihana sy hampahalemy ny tany ao amin'ny velarana kely. Ampiasaina mba hampahalemy ny tany mety mahatratra any amin'ny 35 sm amin'ny famadibadihana ny nofon-tany. Ny angady dia misy lelany metaly (vy, tsỳ, sns) ary tahony hazo na plastika na metaly koa indraindray.
Ny famadibadihana ny tany dia ahafahana mlandevina ny zezika mba hahabetsaka ny poti-javamananaina ny tany. Manampy amin'ny fanapahana ny fakan-javamaniry sy amin'ny fanongotana ny legioma sasany (karaoty, poarô) koa ny angady.