Fanasan' ny Tompo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Fanasan'ny Tompo''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny io ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin'ny teny hoe ''[[Eokaristia]]'' izay ampiasain'ny Katolika.
Ny '''Fanasan'ny Tompo''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan' ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan' ny mpivavaka izany araka ny nandidian' i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin' ny niarahany misakafo farany tamin' ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny hoe "fanasan'ny Tompo" io, ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin' ny teny hoe ''[[Eokaristia]]'' izay ampiasain' ny Katolika.

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Novambra 2019 à 03:13

Ny Fanasan'ny Tompo dia fomba manana ny maha izy azy ao amin' ny fivavahana kristiana izay anamasinan' ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan' ny mpivavaka izany araka ny nandidian' i Jesosy Kristy tamin' ny niarahany misakafo farany tamin' ireo mpianany manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny hoe "fanasan'ny Tompo" io, ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin' ny teny hoe Eokaristia izay ampiasain' ny Katolika.