Fiteny igbô: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''fiteny igbo''' na '''fiteny ibo''' dia fiteny tenenin'olona miisa eo anelanelan'ny 20.000.000 sy 30.000.000 ao [[Nizeria]], izay atao hoe Igbo ihany koa, indrindra ao amin'ny tapany atsimo-atsinanan'i Nizeria atao hoe Biafra tany aloha, sy atsimo-atsimo-atsinanan'i Nizeria ao amin'ireo faritra manodidina ny fivarinan'ny renirano Nizera. Atao hoe ''Asusu Igbo'' izy amin'ny fiteny igbo. Soratana amin'ny [[tarehin-tsoratra latina]] sy amin'ny [[abidy nsibidy]] ny fiteny igbo, izay ampiasain'ny vahoaka ekope.
Ny '''fiteny igbo''' na '''fiteny ibo''' dia fiteny tenenin'olona miisa eo anelanelan'ny 20.000.000 sy 30.000.000 ao [[Nizeria]], izay atao hoe Igbo ihany koa, indrindra ao amin'ny tapany atsimo-atsinanan'i Nizeria atao hoe Biafra tany aloha, sy atsimo-atsimo-atsinanan'i Nizeria ao amin'ireo faritra manodidina ny fivarinan'ny renirano Nizera. Atao hoe ''Asusu Igbo'' izy amin'ny fiteny igbo. Soratana amin'ny [[tarehin-tsoratra latina]] sy amin'ny [[soratra nsibidy]] ny fiteny igbo, izay ampiasain'ny vahoaka ekope.

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Jiona 2019 à 09:04

Ny fiteny igbo na fiteny ibo dia fiteny tenenin'olona miisa eo anelanelan'ny 20.000.000 sy 30.000.000 ao Nizeria, izay atao hoe Igbo ihany koa, indrindra ao amin'ny tapany atsimo-atsinanan'i Nizeria atao hoe Biafra tany aloha, sy atsimo-atsimo-atsinanan'i Nizeria ao amin'ireo faritra manodidina ny fivarinan'ny renirano Nizera. Atao hoe Asusu Igbo izy amin'ny fiteny igbo. Soratana amin'ny tarehin-tsoratra latina sy amin'ny soratra nsibidy ny fiteny igbo, izay ampiasain'ny vahoaka ekope.