Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa andalantsoratra tsy misy ifandraisany amin'ny lohahevitra.
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-14: Andalana faha-14:
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina. <br>
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina. <br>


Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io no manome endrika ny lahatsoratrao.
Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io no manome endr

Hitanao eo ambon'ny ''toerana anoratana'' fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Martsa 2018 à 18:27

  • Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.
  • Afaka manova takelaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara « au top ») eto amin'ity wikipedia ity.
  • Mandehana any amin'ny bistro rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny mpandrindra eto amin'ny wikipedia.

Afaka ovain'ny mpampiasa aterineto avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony[1]. Afaka ampiasaina ny Kianjam-pasika rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny pejinao raha tianao.

Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy

modifier = Ovay
modifier = Ovay

Afaka manindry ny rohy [ ovay ] eo amin'ny fizaràna (section) koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina.

Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny , ', [[ na ]]. Io ny syntaxe wikipedia, io no manome endr

  1. Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba