Fanoroana:Ahoana no manova takelaka

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tsara atao ny mikaroka information anaty boky na anaty source mety azo atokiana.

Miadana tsara manamboatra ny takelaka : mora hita ny potentiel encyclopedika-ny rehefa vita hatramin'ny farany izy. Mety koa no manao brouillon anatin'ny Kianjam-pasika na any amin'ny pejiny. Tsara koa no mamerina mamaky ny takekany alohan'ny mitahiry azy.