Lalàna (mitovy fanoratra): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
YiFeiBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 1 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q7748
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''lalàna''' dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy mainty arahin'ny olon-drehetra, avoakan'ny mpitondra fanjakana, na voarakititry ny fomba amam-panao hatran'ny fahagolan-tany, na ataon'ny solombavambahoaka. Ny lalàna koa dia fepetra arahina amin'ny sokajin-javatra na fahaisana manokana. Ohatra : araka ny lalàn'ny fitsipi-pitenenanan malagasy dia tsy asiana ''n'' amin'ny fahakambanon-teny.
Ny '''lalàna''' dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin'ny olon-drehetra, avoakan'ny mpitondra fanjakana, na voarakitry ny fomba amam-panao hatran'ny fahagolan-tany, na ataon'ny solombavambahoaka. Ny lalàna koa dia fepetra arahina amin'ny sokajin-javatra na fahaizana manokana. Ohatra : araka ny lalàn'ny fitsipi-pitenenanana malagasy dia tsy asiana ''n'' amin'ny fanakambanan-teny.


{{vangovango}}
{{vangovango}}

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Novambra 2017 à 12:45

Ny lalàna dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin'ny olon-drehetra, avoakan'ny mpitondra fanjakana, na voarakitry ny fomba amam-panao hatran'ny fahagolan-tany, na ataon'ny solombavambahoaka. Ny lalàna koa dia fepetra arahina amin'ny sokajin-javatra na fahaizana manokana. Ohatra : araka ny lalàn'ny fitsipi-pitenenanana malagasy dia tsy asiana n amin'ny fanakambanan-teny.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.