Hankany amin'ny vontoatiny

Lalàna (mitovy fanoratra)

Avy amin'i Wikipedia

Ny teny malagasy hoe "lalàna" dia fitsipika na amboaram-pitsipika.

  • Amin' ny fiarahamonin' ny vahoaka sy ny mpitondra ao amin' ny firenena iray dia atao hoe lalàna ny fitambaran' ny fenitra tsy maintsy arahina izay avoakan' ny fahefana mpanao lalàna (Antenimiera, sns), na voarakitry ny fomba amam-panao hatramin' ny fahagolan-tany. Ny lalàna sasany dia heverin' ny olona fa avy amin' ny hery ivelan' ny fiarahamonin' olombelona (avy amin' Andriamanitra, ohatra).
  • Ao amin' ny siansa koa dia misy ny atao hoe lalàna siantifika dia fitsipika iraisan' ny zavatra rehetra, mifototra amin' ny fandinihana ara-tsiansa izay mamaritra ny toetra fototry ny zavatra iray, ny toetran' izao rehetra izao sy ny fifandraisana misy eo amin' ny zavatra rehetra, na ny famaritana mikendry ny hanazava ireo fitsipika sy fifandraisana ireo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy anatiny

Rohy amin' ny Wiki hafa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.