Aterineto: Fahasamihafan'ny versiona
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: gn:Internet |
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: vep:Internet |
||
Andalana faha-202: | Andalana faha-202: | ||
[[uz:Internet]] |
[[uz:Internet]] |
||
[[vec:Internet]] |
[[vec:Internet]] |
||
[[vep:Internet]] |
|||
[[vi:Internet]] |
[[vi:Internet]] |
||
[[vls:Internet]] |
[[vls:Internet]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Desambra 2012 à 03:43
Ny internet dia ny fitambaran'ny ordinatera na milina fikajiana eran'izao tontolo izao amin'ny alalan'ny fifandraisana TCP/IP izay nahamora ny fifanakalozana sy fandefasana data.
Ny fiantomboany
Ny Internet amin'izao fotoana
Tamy farany taona 1980 ny NSF manometraka unités centrales matanjaka be anaky dimy ; eo amin'io ny mpampiasa afaka "mandeha" ; na aiza na aiza izy no mipetraka any Etazonia ; Ny arpanet lasa azo andianana be koa ; io sistema io dia nahazo fahombiazana tsara, sy tahorinan'ilay mise à jour lehibe taminy farany 1980 ; nisokatra tamin'i trafic commercial taminy taona 1990.
Tamy fanomboana ny taona 1990 ; no ny fiterahan'i Internet otran'ilay fantantsika izao. Ny web ; tambatra nà pejy HTML manafangaro soratra, tady, sary, afaka antanina amin'ny URL sy afaka jerena miarakamin'i prôtôkôly HTTP. Io "zavatsotra" io, voafanomelatra any aminy CERN taminy Tim Berners-Lee nivadika fantantrin'ny olona tamin'ny velaranan'ny NCSA nataon'i Marc Andreessen sy Eric Bina tamin'ny fiara multimedia Mosaic
Ny internet protocols
Ny Internet Protocols (tenenina hoe IP) dia prôtôkôly na fanovana ny fanaparitahana informatika, izy koa dia prôtôkôly internet ; ny IP koa dia prôtôkôly na haabo faha 3 ny endrika OSI sy ny modely TCP/IP afaka manao servisy na firesahana binary tokana ihany ho an'ny terminaly (ordinatera) voampitohy.
Ny firakitra ny Internet
ICANN
L'Internet Corporation for Assigned Names and Numbers
Noforonina tamin'ny taona 1998 am-pivoahan'ny fifampiraharaha nihetin'i Al Gore miaraka amin'ny mpitady taozava-baventy ny fampitaha, mpanamboatra ny fitaovana, mpanomeha fiatiana, sy ny administrateur isan-karazany, sy ilay mpampianatra Jon Postel, Ny ICANN dia organisation internationala tsy mitady vola, ary ny zaraasa voalohany dia manomeha toherana ny adiresy ny proôtôkôly internet (IP) manomeha ny fanavahana ny prôtôkôly.
WWW na World Wide Web na tranokala
Ny fitendry lavitra
Ny fiaraha-miasa
Ny fizarana na File-sharing
Rohy ivelany
- ((fr)) tantara ny internet
- ((fr)) Ny tranonkala ny ICANN
- ((en)) Site officiel
- ((en)) Internet history
- ((en)) Internet Pioneers