Tirôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:SubmergedEgyptianHarbour_TyreSour_Lebanon_RomanDeckert04112019.jpg|thumb]]
[[Sary:SubmergedEgyptianHarbour_TyreSour_Lebanon_RomanDeckert04112019.jpg|thumb]]


'''Tirosy''' ([[Fiteny arabo|Arabo]]: صور, [[Fiteny grika|Grika]]: Τύρος, ''Týros'') dia tanàna any [[Libàna|Libanona]], iray amin'ireo [[tanàna]] tranainy indrindra misy olona eran'izao tontolo izao, na dia ao vanim-potoana nandritra ny taonjato vitsivitsy monja avy amin'ny mponina kely fotsiny. Izy io dia iray amin'ireo [[Fenisia|fenisianina]] voalohany indrindra sy ny toerana nahaterahan'i malaza, ny rahalahiny Cadmus sy Phoenix mpanorina an'i [[Carthage]].
I '''Tirosy''' na '''Tiro'''<ref><small>''Tyro'' no fiantsoana azy ao amin' ny [[Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta malagasy]]</small></ref> na '''Tira'''<ref><small>''Tira'' kosa no fiantsoana azy aoamin' ny [[Baiboly katôlika amin'ny teny malagasy|Baiboly katôlika malagasy]]</small></ref> ([[Fiteny arabo|arabo]]: صور, [[Fiteny grika|grika]]: Τύρος, ''Týros'') dia tanàna any amin' ny tapany atsimon' i [[Libàna|Libanona]], iray amin' ireo [[tanàna]] tranainy indrindra misy olona eran' izao tontolo izao, na dia ao vanim-potoana amin' ny [[Andro Antenatenany]] nandritra ny taonjato vitsivitsy monja, nisy mponina kely fotsiny. Izy io dia iray amin' ireo tanàna lehibe [[Fenisia|fenisianina]] voalohany indrindra sy toerana nahaterahan' i Eorôpa, ary i Kadmôsy sy i Foeniksa ny rahalahiny, ary koa i Didô mpanorina an' i [[Carthage]].


== Firesahana an' i Tirosy ao amin' ny Baiboly ==


== Loharano sy fanamarihana ==
[[sokajy:Libana]]
[[sokajy:Libana]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 30 Aogositra 2021 à 08:33

I Tirosy na Tiro[1] na Tira[2] (arabo: صور, grika: Τύρος, Týros) dia tanàna any amin' ny tapany atsimon' i Libanona, iray amin' ireo tanàna tranainy indrindra misy olona eran' izao tontolo izao, na dia ao vanim-potoana amin' ny Andro Antenatenany nandritra ny taonjato vitsivitsy monja, nisy mponina kely fotsiny. Izy io dia iray amin' ireo tanàna lehibe fenisianina voalohany indrindra sy toerana nahaterahan' i Eorôpa, ary i Kadmôsy sy i Foeniksa ny rahalahiny, ary koa i Didô mpanorina an' i Carthage.

Firesahana an' i Tirosy ao amin' ny Baiboly

Loharano sy fanamarihana

  1. Tyro no fiantsoana azy ao amin' ny Baiboly prôtestanta malagasy
  2. Tira kosa no fiantsoana azy aoamin' ny Baiboly katôlika malagasy