François
Apparence
François dia anaran-tsamirery frantsay avy amin'ny teny latina izay manondro olona, fianankaviana, toerana na zavakanto.
Famaritana
[hanova | hanova ny fango]Ny hoe François dia fanampin'anarana frantsay izay endrika talohan'ny teny hoe Français (izay gasina hoe frantsay). Izy io dia manana fiaviana latina sy jermanika.
Fiaviana
[hanova | hanova ny fango]Ny teny hoe François dia avy amin'ny anarana hoe France izay nantsoina hoe Francie, izay avy amin'ny teny latina ambany (frantsay: bas-latin) Francia (dikan-tsoratra AAI: [fran'kia]) izay nanome ny teny hoe Francisque izay avy amin'ny teny franka hoe Frank, izay midika hoe "olona malalaka" ary izay niavian'ny mpamaritra anarana frantsay hoe franc, franche.
Amin'ny fiteny hafa
[hanova | hanova ny fango]- Ferenc (hongariana)
- Ffransis (valesa)
- Francés (ôksitàna, espaniôla)
- Francesc (katalana)
- Francesco (italiana)
- Francescu (kôrsa)
- Francis (anglisy)
- Francisco (espaniola)
- Franciscus (latina)
- Franciszek (pôlôney)
- Frangag (skôtisy)
- Franjo, Frano, Frane (serba, krôata)
- Frans (danoa, soedoa, finoa)
- Fransesch (piemôntey)
- Frañsez (bretôna)
- František (tseka, slôvaka)
- Frantziscu (sarda)
- Frantzisko, Pantxoa (baska)
- Franz, Franziskus (alemàna)
- Pranciškus (litoanianina)
- Proinsias, Proinnsias (gaelika irlandey)