Aller au contenu

Valim-pikarohana

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Velarantany ― Raha ny nosy eran-tany no resahina dia Madagasikara no fahefatra lehibe indrindra. Raha tia ny handalina mihoatra kokoa momba ny velaran-tanin'ny...
    408 octet (teny 49) - 11 Aogositra 2021 à 05:12
  • Vignette pour Wayback Machine
    Ny Wayback Machine (ara-bakiteny "milina enti-miverina any aoriana") dia tranonkala avelan' ny Internet Archive hahafahana mijery ny sarin' ireo pejin-tranonkala...
    496 octet (teny 53) - 28 Novambra 2021 à 20:59
  • Vignette pour Haikintana
    Ny haikintana na astrônômia dia siansan' ny voajanahary andinihana ny kintana, izay mitady ny hamaritra ny fiaviany, ny fivoarany ary ny tondrony ara-pizika...
    2 kio (teny 228) - 15 Oktobra 2022 à 04:48
  • Vignette pour Vy
    Ny vy dia singa simika, manana eva Fe (fanafohezana ny teny latina hoe Ferrum) ary manana isa atômika 26. Io no zavatra ferômanetika tena fantatra sy tena...
    1 kio (teny 153) - 22 Aogositra 2024 à 15:51
  • Vignette pour Jopitera (planeta)
    I Jopitera (marika: ) no planeta lehibe indrindra ao amin' ny rafitry ny Masoandro, mavesatra kokoa noho ny fitambaran' ny planeta hafa mikambana izy sady...
    511 octet (teny 66) - 18 Jiona 2024 à 10:53
  • Vignette pour Ranomandry
    Ny ranomandry dia rano mivaingana noho ny hatsiaka. Rehefa manara-penitra ny tsindrin' ny atmôsfera (101 325 Pa) dia lasa ranomandry ny rano rehefa midina...
    465 octet (teny 45) - 8 Martsa 2021 à 22:53
  • Ny zon-kabakabaka na lalàn'ny habakabaka dia sampan'ny taranja lalàna mifehy ny fitaterana ana habakabaka sy ny sata ara-dalàna mifehy ny fitaovam-pitaterana...
    294 octet (teny 38) - 1 Febroary 2019 à 15:03
  • Vignette pour Tetiandro mozilmana
    Ny tetiandro mozilmana na tetiandro silamo dia tetiandro ampiasain' ny fivavahana silamo ka ny iray volana ao aminy, izay mitovy amin' ny tsingerim-pihodinan'...
    5 kio (teny 543) - 7 Jolay 2024 à 05:32
  • Ny tetiandro sinoa dia tetiandro manara-bolana sy masoandro ka ny volana iray dia manomboka amin' ny fahatsinan' ny Volana ary ny iray taona dia ahitana...
    2 kio (teny 180) - 7 Jolay 2024 à 05:29
  • Vignette pour Italia
    I Italia na ny Repoblika Italiana dia firenena any Eorôpa Atsimo. I Rôma, izay tanàna ngeza indrindra ao Italia, no renivohiny. Mamaritra ny tanin’ i Italia...
    6 kio (teny 494) - 8 Aogositra 2024 à 18:19
  • Vignette pour New York
    I New York dia tanàna any Etazonia, ny anarany ôfisialy amin' ny teny anglisy dia New York City mba tsy hifangaro amin' ny faritany mizakatena ny New York...
    10 kio (teny 706) - 4 Septambra 2023 à 12:19
  • Vignette pour Iràna
    I Iràna na Repoblika Islamikan' i Iràna dia firenena ao Azia Andrefana. Ny renivohiny dia i Teheran. Atao hoe ایران‎ [ʔiˈɾɒn] na جمهوری اسلامی ایران‎ /...
    74 kio (teny 9 422) - 17 Oktobra 2024 à 10:11
  • Vignette pour Pennsylvania
    Ny Pennsylvania dia fanjakana any Etazonia, ny renivohiny dia i Harrisburg, fa ny tanàna ngeza indrindra dia i Philadelphia. Misy mponina 12 281 054 miaina...
    438 octet (teny 26) - 25 Mey 2023 à 17:44
  • Vignette pour Somme
    I Somme dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Picardie, faritra any avaratry ny departemantan'i Oise. Ny renirano Somme no iavian'ny anaran'ilay...
    1 kio (teny 157) - 24 Oktobra 2018 à 13:37
  • Vignette pour Texas
    Ny Texas dia firenena eo antsimon'i Etazonia, izy io dia ilay firenena ngeza indrindra eo arinan'i Alaska (696.241 km²) ary izy no firenena faha roa amin'ny...
    2 kio (teny 111) - 11 Aogositra 2021 à 02:21
  • Vignette pour Iowa
    Ny Iowa dia firenena any Etazonia, ny renivohiny dia Des Moines. Misy mponina 2.988.046 any....
    789 octet (teny 17) - 14 Novambra 2018 à 08:00
  • Vignette pour Torkia
    I Torkia, na Repoblika Tiorka, dia firenena iray eo amin' ny tapany andrefana (ao Atsinanana Akaiky) amin' i Azia Andrefana. I Ankara no renivohiny. Manana...
    15 kio (teny 1 809) - 29 Febroary 2024 à 15:46
  • Vignette pour Lôndôna
    I Lôndôna dia tanàna, renivohitr' i Angletera sy ny Fanjakana Mitambatra, ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' ny Fanjakana Mitambatra sady tanàna ngeza...
    2 kio (teny 270) - 8 Aogositra 2024 à 16:51
  • Vignette pour Kentucky
    Ny Kentucky dia firenena any Etazonia, ny renivohiny dia Frankfort. Misy mponina 4.241.474 any....
    825 octet (teny 16) - 14 Novambra 2018 à 08:01
  • Vignette pour Isère
     Isère dia departemanta ao Frantsa. Ny renivohiny dia Grenoble. Ny isam-poniny dia 1178714 mponina. Ny faritr'ora dia GMT+1. : Sehatra ofisialy...
    616 octet (teny 22) - 24 Oktobra 2018 à 13:16
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).