Zon-kabakabaka
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny zon-kabakabaka na lalàn'ny habakabaka dia sampan'ny taranja lalàna mifehy ny fitaterana ana habakabaka sy ny sata ara-dalàna mifehy ny fitaovam-pitaterana ana habakabaka ary ny fitsipika momba ny erana voajanahary (ny ampahan-kabakabaka) izay isidinany.