Maccabi Ironi Ashdod F.C.

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny sainan'ny ekipa

Maccabi Ironi Ashdod F.C (amin'ny fiteny hebreo : מכבי עירוני אשדוד) dia klioba baolina kitra matianina ao Ashdod ao amin'ny Isiraely. Niorina tamin'ny 1961 ny fikambanana.

Ny ekipa dia efa nandray anjara tamin'ny ligy voalohany tany Israel. Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy fahatelo any Israel.


Mpilalao baolina kitra ao Maccabi Ironi Taloha[hanova | hanova ny fango]

Gallery[hanova | hanova ny fango]