Hankany amin'ny vontoatiny

Ludwik Zamenhof

Avy amin'i Wikipedia
I Ludwik Lejzer Zamenhof, mpamorona ny fiteny esperantô

I Ludwik Lejzer Zamenhof (Ludwik Łazarz Zamenhof) dia dokotera mpijery maso nipetraka any Polonia teraka ny 15 Décembre 1859 tao Białystok ary maty ny 14 Avril 1917 tao Varsôvia . Fantantsika izy ankehitriny satria izy no namorona ny fanipihan'ny teny esperanto.