Hankany amin'ny vontoatiny

Lothair I

Avy amin'i Wikipedia
Lothair I
Ankapobeny
AnaranaLothair I
Teraka1 Janoary 795
Toerana-
Maty29 Septambra 855
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Lothair I izay teraka tamin' ny taona 795 ary maty tamin' ny 29 Septambra 855 tao Prüm, dia zanak' i dia zanak' i Louis I sy i Ermengarde avy any Hesbaye. Mpanjakan' i Italia sy i Lotharingia izy ary niaraka emperora miaraka tao Andrefana nanomboka tamin' ny volana Jolay 817, avy eo dia emperora tokana tamin' ny taona 840 ka hatramin' ny 855.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Louis Tia Vavaka no rainy. Ny vadiny dia i Ermengarde avy any Tours. Ny zanany dia i Louis II any Italia, i Lothair II any Lotharingia, ary i Charles any Provence.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.