Hankany amin'ny vontoatiny

Lopa

Avy amin'i Wikipedia
Lopa

Ny lopa dia karazana alikadia lehibe miaina any Eorôpa sy Amerika Avaratra. Canis lupus no fiantsoana azy ara-tsiansa. Maherin' ny telopolo ny zana-karazana ekena fisiana ao amin' ny Canis lupus. Ny lopa dia mpikambana mavitrika indrindra amin' ny Canidae, ny lahy mahatratra 40 kg ary vavy 37 kg. Ny habeny dia 105-160 sm amin' ny halavany ary 80-85 sm amin' ny haavon' ny soroka. Ny razamben' ny lopa dia Canis lepophagus, solontenan' ny fianakaviana Canidae kely manana karandoha tery izay nonina tany Amerika Avaratra taminr ny Miôsena ary mety ho razamben' ny kôiôty ihany koa.

  1. Ny fivoaran'ny amboadia. Archived Aogositra 30, 2023 at the Wayback Machine