Aller au contenu

Leo Jozef Suenens

Avy amin'i Wikipedia
Leo Jozef Suenens

I Leo Jozef Suenens dia kardinaly belza tao amin' ny Eglizy Katôlika, teraka tamin' ny 16 Jolay 1904 tao Elsene (na Ixelles) ary maty tamin' ny 6 Mey 1996 tao Belzika, dia , primatan' i Belzika, arseveka faha-18n' i Mechelen (na Malines) faha-18, arsevekan' i Mechelen-Brussels (na Malines-Bruxelles) voalohany (1961-1979). Nitana andraikitra lehibe izy nandritra ny Kônsily Vatikana II, izay anisan' ireo mpandrindra efatra.