Lee Kuan Yew
Fiseho
Lee Kuan Yew
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Lee Kuan Yew | ||
Teraka | 16 Septambra 1923 | ||
Maty | 23 martsa 2015 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | ![]() | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||

Lee Kuan Yew dia mpanao politika, filôzôfy mizaka ny zom-pirenen'i Singaporo teraka ny 16 Septambra 1923 tao Singaporo, maty ny † 23 martsa 2015.
Izy no praiminisitra voalohany tao amin'ny fanjakana-tanàna nanomboka tamin'ny 1959 ka hatramin'ny 1990.
nodimbiasany | ![]() |
mpandimby |
---|---|---|
-- |
Lee Kuan Yew 1959-1990 |
Goh Chok Tong 1990-2004 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Lee Kuan Yew |