Lavasoa-Ambatotsirongorongo
Apparence
I Lavasoa-Ambatotsirongorongo dia tandavan-tendrombohitra any amin' ny ilany atsimo amin' i Madagasikara. Ao amin’ ny kaominina Sarasambo, Ankaramena, Ranopiso ary Analapatsy no misy azy ireo, 30 km andrefan’ i Tolagnaro. Manana tampona telo ity tangoron-tendrombohitra ity: i Lavasoabe (823 m) sy i Lavasoakely (617 m) ary Ambatotsirongorongo (438 m).
Ny Cheirogaleus lavasoensis, izay sifaka kely mpandeha amin' ny alina ary karazana sifaka hafa dia hita tao tamin' ny taonjato faha-21. Ity primata ity, izay tsy hita afa-tsy amin' ny ala kely telo mitokana any amin' ny tehezan-tendrombohitra atsimon' ny Tangoron-tendrombohitra Lavasoa, no nakana ny anarana siantifikan' io primata io.