Langinga
Fiseho
Ny reniranon'i Langinga (na Luanginga) dia renirano any atsimo-afovoan'i Afrika mikoriana mamakivaky an'i Angola sy Zambia. Mivarina any Zambezi izy io.
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Langinga |