Lalao Ravalomanana
| Rakotonirainy Harivelo Lalao ( Lalao Ravalomanana) | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Rakotonirainy Harivelo Lalao ( Lalao Ravalomanana) | ||
| Teraka | 03 may 1953 | ||
| Toerana | Antananarivo | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Madagasikara | ||
| Asa : | Ben'ny tanàna | ||
| Asa hafa | Mpanao pôlitika | ||
| Taona niasana | 2015-2020 | ||
| Fiainana manokana | |||
I Lalao Ravalomanana, teraka Rakotonirainy dia vehivavy mpanao pôlitika malagasy.Teraka tamin' ny 3 Mey 1953 tao Antananarivo renivohitr' i Madagasikara izy. Ramatoam-piloham-pirenena teo anelanelan' ny taona 2002 sy 2009 izy, izay vadin' ny filoha Marc Ravalomanana.
Ny mombamomba
[hanova | hanova ny fango]I Lalao Harivelo Rakotonirainy. día niova hoy Lalao Ravalomanana rehefa nanambady an'i Marc Ravalomanana tamin'ny taona1974, tao Imerinkasina.[1]Mananjanaka efatra izy dia i Josoa Ravalomanana ,Tojo Ravalomanana , Sarah Ravalomanana et Maika Ravalomanana .[2]
Politika
[hanova | hanova ny fango]Mpikambana ao amin'ny antoko Tiako i Madagasikara izy, Ary vadin'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana .Izy dia isan'ireo nirotsaka ho fidiana ho filohampirenena tamin'ny taona 2013[1]. Izy no vehivavy ben'ny tànana voalohany nitàntana ny tànanan'Antananarivo tamin'ny tao a 2015 ka hatramin'ny tsaina 2020.[2]