Lalan'i Ohm

Avy amin'i Wikipedia
  
Sary:Lalan'i Ohm.svg
Sarisary

Amin'ny olik'aratra, ny lalàn'i Ohm dia mampifandray ny aratra mandeha anaty dipôly, ny tohitra araka aratra, ary ny elanelana araka aratra.

Amin'ny rianaratra mikararana[hanova | hanova ny fango]

Ny lalan'i Ohm dia :

Amin'io fampimirana io, V (volt) ny elanelana araka aratra miampita ilay tohitra (« R » eo amin'ny sarisary), I (ampera) ny ara miampita ilay tohitra, ary R (ohm) ny tohitr'io olik'aratra io.

Raha Manome :

  • raha tsy aotra R
  • raha tsy aotra I

Mitondra ny anaran'i Georg Ohm ity lalàna ity, i G. Ohm dia nandinika ny hetsiky ny mpampita aratra vy. Mety tsara amin'ny mpampita aratra thermostaté io lalàna io, dikan'izany, tazomina amina hafanana tsy miova izy. Rehefa miova ny hafanana, miova koa ny sandan'ny tohitra, ary na izy miova amin'ny fomba tsotra na miova amin'ny fomba sarotra.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Miteny frantsay[hanova | hanova ny fango]