Georg Ohm

Avy amin'i Wikipedia

I Georg Simon Ohm, teraka tamin'ny 16 Martsa 1789 tany Erlangen, Alemaina, maty tamin'ny faha 65 taonany tamin'ny 6 Jolay 1854 tany Munich, dia fizisianina Alemana nianatra tany amin'ny Oniversiten' Erlangen.

Tamin'izy mpampianatra tao amin'ny oniversite, nanomboka ny fikarohany i Ohm momban'ny fandinihana sela elektirôsimika, vao noforonin'i Alessandro Volta tamin'izany fotoana izany. Amin'ny fampiasana fitaovana noforoniny, nahita izy fa misy fifandanjana amin'ny elanelana araka aratra eo amin'ny borne ny mpampita aratra sy ny aratra miampita azy, ny fifandraisan'ny e.a.a sy ny aratra dia ho antsointsika hoe lalan'i Ohm. Nahita ny fototry ny fifandraisana ao amin'ny aratra, ny e.a.a sy ny tohitra elektrika ; nanomboka teo ny fandinihana olik'aratra.

Biografia[hanova | hanova ny fango]

Fahatanorana[hanova | hanova ny fango]

Fianarana[hanova | hanova ny fango]

Mpampianatra[hanova | hanova ny fango]

Fahitana ny lalan'i Ohm[hanova | hanova ny fango]

Dinika sy zavatra navoakany[hanova | hanova ny fango]

Asa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Endrika:Autres projets

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.