Aller au contenu

Lahatra (finoana malagasy)

Avy amin'i Wikipedia

Ny lahatra, araka ny finoan-drazana sy ny kolontsaina malagasy, dia fandaminana apetrak' i Zanahary na Andriamanitra na vintana mihatra amin' ny olombelona sy anjara tandrify ny tsirairay eo amin' ny fiainany.

Ohabolana momba ny lahatra

[hanova | hanova ny fango]
  • Aza latsana ny momba fa Andriamanitra no tompon' ny lahatra.
  • Aza mimenomenona amin' ny ajara fa tsy fantatra ny lahatry ny Avo.
  • Ny fikasana no an' olombelona, fa ny didy sy ny lahatra an' Andriamanitra.
  • Ny mazoto no nambinina ka ny kamo avy koa no milaza ho miandry lahatra.
  • Tsy misy biby te ho kary, fa mahery ny laha-janahary.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]