Krizin'ny trosa ao amin'ny Faritra Euro

Avy amin'i Wikipedia
Tahan'ny zanabola amin'ny fotoana lava
Firenena folo ve trosa indrindra

Ny krizin'ny trosa ao amin'ny faritra euro dia zava-mitranga mifampitohy izay nikasika ny firenena fito ambin'ny folon'i Vondrona Eoropeana izay mampiasa ny euro. Nanomboka tamin'ny krizin'ny trosa grika izy io amin'ny 2012 noho ny fanehoana ny trosam-pirenena grika ivelany ary anatiny.