Hankany amin'ny vontoatiny

Kochi

Avy amin'i Wikipedia

09°56′N 76°17′E / 9.933°N 76.283°E / 9.933; 76.283

Kochi (India)
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina600,000
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena India
FanjakanaKerala
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Kochi (Malaialama: കൊച്ചി Kocci [ˈkotʃi]), izay Cochin taloha, dia tanàna ao amin'ny fanjakan'i Kerala any atsimon'i India, miorina eo amin'ny seranan-tsambo voajanahary eo amin'ny morontsirak'i Malabar.

Manana mponina eo amin'ny 600.000 eo ho eo ny tanàna (fanisam-bahoaka tamin'ny taona 2011), raha toa kosa ka manana mponina manodidina ny 2.1 tapitrisa ny faritra metropolitanina.

Izany no mahatonga an'i Kochi ho tanàna faharoa lehibe indrindra ao Kerala ary foiben'ny faritra metropolitanina lehibe indrindra ao amin'ny fanjakana.