Kleantesy

Avy amin'i Wikipedia
Kleantesy

I Kleantesy dia filôzôfa grika stôikiana, mpandimby an' i Zenôna avy any Kitiôna amin' ny maha skôlarka voalohany tao amin' ny sekoly stôikiana, nanomboka tamin' ny taona 262 ka hatramin' ny nahafatesany noho ny hanoanana an-tsitrapo tamin' ny faha-99 taonany, tamin' ny taona 232. Amin' ny teny grika ny anarany dia Κλεάνθης / Kleánthês. Teraka tao Assos, any Troade izy tamin' ny taona 330 ary maty tamin' ny taona 232 tal. J.K,