Kianjan'ny 13 Mey

Avy amin'i Wikipedia

Ny Kianjan'ny 13 Mey dia toerana eo amoron'ny araben'ny fahaleovantena, manoloana ny fiantsonan'ny lamasinina, eo Soarano, sy ny Lapan'ny Tanàna Analakely ao Antananarivo, renivohitr'i Madagasikara.