Hankany amin'ny vontoatiny

Katro

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Katro sy Kilalao fanitaran-tsaina Malagasy ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Katro.

Ny katro dia kilalao malagasy izay nataony Ntaolo malagasy ho fialam-boly sy fampianarana, mifandray aminy fanitaran-tsaina sy fahaizana mandamina ary fahaizana mitondra tena.[1]

Famaritana

[hanova | hanova ny fango]
Utiliser
mg.wikipedia comons.org

Kilalao fanitaran-tsaina sy fialam-boly izay ahitana olona mpilalao roa mpifanadrina ny katro. Ireto ny fitaovana ilaina: hazo fisaka afaka asiana lavaka miisa efatra matory manaraka ilay hazo fisaka sy vatokely miisa telo, efatra na roa na enina isaky ny lavaka.[2]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. https://www.aty-aminay.com/blog/katro-jeu-malgache
  2. https://baob-arts.com/products/rosewood-katro-set-jeu-de-katro-en-palissandre?utm_source=chatgpt.com