Aller au contenu

Kasmiry (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Vehivavy kasmiry sy ny zanany

Ny Kasmiry dia vondrom-poko ara-piteny teratany sy avy any amin' ny faritry ny Lohasahan' i Kashmir ao amin' ny fanjakan' i Jammu-Kashmir any India. Miteny amin' ny fiteny kasmiry izy ireo, fiteny indô-ariana avy amin' ny vondrom-piteny darda. Ny ankamaroan' ny Kasmiry dia mipetraka ao amin' ny Lohasahan' i Kashmir — heverina ho i Kashmir amin' ny hevitra terin' io teny io, ka tsy tafiditra ao anatin' izany ny faritry ny fanjakan' i Jammu-Kashmir taloha (izany hoe i Jammu, i Gilgit-Baltistan, i Azad Kashmir ary i Ladakh).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]