Kalimantana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Kalimantan)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Kalimantana dia tapan'ny nosy Borneo izay mitambatra ao amin'i Indonezia. Mizara faritany dimy i Kalimatana, dia i Kalimantana Andrefana, i Kalimantana Afovoany, Kalimantana Atsimo, i Kalimantana Atsinanana ary i Kalimantana Avaratra.