Kalimantana Andrefana
Aller à la navigation
Aller à la recherche

Ny fisian'ny faritra Kalimantan Andrefana miloko maitso.
I Kalimantan Andrefana dia faritany Indonezianina any Andrefan'i Nosy Borneo. Ny velarantaniny dia 146 807 km² ary ny isam-poniny dia 3,72 tapitrisa mponina tamin'ny taona 2000. Pontianak no renivohi-paritany.