KFC Uerdingen 05

Avy amin'i Wikipedia

KFC Uerdingen 05 dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny Alemaina. Niorina tamin'ny 1905 ny fikambanana.

Ny ekipa dia efa nandray anjara tamin'ny ligy voalohany tany Alemain. Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy fahatelo any Alemain.

Tanana: Uerdingen sy Krefeld ( Nordrhein-Westfalen)

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]