Justin Rakotoniana

Avy amin'i Wikipedia

Justin Rakotoniana dia praiminisitry ny Repoblikan'i Madagasikara nanomboka tamin'ny Jolay 1976 hatramin'ny 31 Jolay 1977.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.