Jopitera

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
I Jopitera

I Jopitera (marika: ♃) no planeta lehibe indrindra ao amin'ny rafitry ny Masoandro, mavesatra kokoa noho ny fitambaran'ireo planeta hafa mikambana izy sady planeta fahadimy raha ny elanelany amin'ny Masoandro no heverina (aorian'i Merkora sy Venosy sy ny Tany ary i Marsa).

Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJiopiteraSatorinaIoranoNeptona