Johannes Vermeer
Fiseho
| Johannes Vermeer | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Johannes Vermeer | ||
| Teraka | 31 Oktobra 1632 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 15 Desambra 1675 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
I Johannes Vermeer, fantatra ihany koa amin' ny anarana hoe Jan Vermeer, dia mpanao hosodoko neerlandey izay manam-pahaizana manokana amin' ny sehatra anatiny teo amin' ny sokakin' olona manana fiainana antonony. Heverina ho anisan' ny mpanao hosodoko lehibe indrindra tamin' ny Andro Volamena Neerlandey (neerlandey: Nederlandse schilderkunst in de Gouden Eeuw) izy.
Teraka tamin' ny 31 Oktobra 1632 tao Delft (any Nederlandy) ary maty tamin' ny 15 Desambra 1675 tao Delft ihany izy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: Archived Mey 22, 2014 at the Wayback Machine
