Hankany amin'ny vontoatiny

Hierôglifa Ejiptiana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Jerôglifika Ejiptana)
Jerôglifika Ejiptana

Ny hierôgilfa Ejiptiana dia rafitra fanoratana ofisialy nampiasaina tany Ejipta Fahiny, nampiasaina hanoratana ny fiteny Ejiptiana. Ny hierôgilfa dia natambatra ny singa silabika ary alfabeta, miaraka amin'ny tarehintsoratra miavaka 1000 eo ho eo. Nampiasaina tamin'ny literatiora ara-pivavahana tamin'ny taratasy papirosy sy hazo.