Javier Milei
Fiseho

Javier Gerardo Milei dia mpahay toekarena, mpanoratra, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i
Arjentina teraka ny 22 Oktobra 1970 tao Palermo (Buenos Aires)
Izy no filohan'i Arjentina nanomboka ny 10 Desambra 2023.
Izy no mpanorina ny antoko libertarian, mpandala ny nentin-drazana ary faran'ny havanana La Libertad Avanza.
Filohan'ny Arjentina
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Alberto Fernández 2019-2023 | Javier Milei 2023- | - |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Javier Milei |