Java Atsinanana

Avy amin'i Wikipedia
Sarin-tany maneho an' i Java Atsinanana
Fizaràm-paritra ao amin' ny faritanin' i Java Atsinanana

I Java Atsinana, na Jawa Timur amin' ny teny indôneziana, dia faritany any Indônezia ao amin' nyu nosy Java. Mamaritra azy avy ao andrefana ny faritanin' i Java Afovoany, ao avaratra ny Ranomasin' i Java, ao atsinanana ny andilan-dranomasin' i Bali, ary ao atsimo ny Ranomasimbe Indiana. I Surabaya no renivohiny.

Fizaràm-paritra[hanova | hanova ny fango]

Misy kabupaten (fizaràn' ny faritany) miisa 29 i Java Atsinanana:

  • Bangkalan (Bangkalan)
  • Banyuwangi (Banyuwangi)
  • Blitar (Kanigoro)
  • Bojonegoro (Bojonegoro)
  • Bondowoso (Bondowoso)
  • Gresik (Gresik)
  • Jember (Jember)
  • Jombang (Jombang)
  • Kediri (Kediri)
  • Lamongan (Lamongan)
  • Lumajang (Lumajang)
  • Madiun (Madiun)
  • Magetan (Magetan)
  • Malang (Kepanjen)
  • Mojokerto (Mojokerto)
  • Nganjuk (Nganjuk)
  • Ngawi (Ngawi)
  • Pacitan (Pacitan)
  • Pamekasan (Pamekasan)
  • Pasuruan (Pasuruan)
  • Ponorogo (Ponorogo)
  • Probolinggo (Kraksaan)
  • Sampang (Sampang)
  • Sidoarjo (Sidoarjo)
  • Situbondo (Situbondo)
  • Sumenep (Sumenep)
  • Trenggalek (Trenggalek)
  • Tuban (Tuban)
  • Tulungagung (Tulungagung)

ary misy kota (tanàna lehibe) miisa 9:

  • Batu
  • Blitar
  • Kediri
  • Madiun
  • Malang
  • Mojokerto
  • Pasuruan
  • Probolinggo
  • Surabaya