Hankany amin'ny vontoatiny

Jaraguá do Sul

Avy amin'i Wikipedia

26°29′10″S 49°04′00″W / 26.486110°S 49.066670°W / -26.486110; -49.066670

Jaraguá do Sul
-
Velarantany532,59 km2
Isan'ny mponina130,060
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
FirenenaBrazila Brazila
Fanjakana Santa Catarina
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Jaragua do Sul

I Jaraguá do Sul dia kaominina ao Brazila, ao amin'i Santa Catarina, ao amin'i Norte Catarinense, Joinville.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny velarantanin'ilay tanàna dia 532,59 kilometatra toradroa. Ny isam-ponina dia 130.060.

Toekarena

[hanova | hanova ny fango]

Nozanahin'ireo foko Hongroà, Poloney, Italiana ary Alemana, izay manao ny Schützenfest (Fetin'ny Mpitifitra) isan-taona, Jaraguá no tanàna nanana fitomboana ara-toekarena lehibe indrindra tato anatin'ny telo taona farany tao Santa Catarina.

Anisan'ireo indostria miorina ao Jaraguá do Sul ny WEG S.A. sy ny maro amin'ny indostrian'ny lamba.

Olona malaza

[hanova | hanova ny fango]