Hankany amin'ny vontoatiny

Jackie Chan

Avy amin'i Wikipedia
Jackie Chan
Ankapobeny
AnaranaJackie Chan
Teraka7 Aprily 1954
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaRepoblika Entim-bahoakan'i Sina
Asa :
Fiainana manokana

I Jackie Chan dia Sinoa, talen-koronantsary, mpilalao, mpamoaka horonantsary, mpanao kung fu, mpanoratra senariô, teraka ny 7 Avrily 1954. Amin’ny maha mariky ny kolontsaina azy, voatonona amin’ny hira pop sy tantara an-tsary ary lalao video isan-karazany izy. Ankoatra ny maha-mpilalao sarimihetsika azy, dia nanandrana nihira ihany koa izy tamin’ny karazana mozika cantopop sy mandopop, indrindra amin’ny lohahevitra amin'ireo filmany. Nihira nandritra ny lanonana famaranana tamin’ny Lalao Olaimpika fahavaratra 2008 izy, tao amin’ny kianja nasionaly ao Beijing[1].

Asany hafa

[hanova | hanova ny fango]

I Jackie Chan dia mpandraharaha ihany koa, izay mampiasa ny sariny amin’ny sehatra isan-karazany (toy ny akanjo, sinema, sns.) ary manana ny orinasany manokana, JCE Movies Limited, izay mamokatra ankamaroan'ny filmany hatramin’ny taona 2005. Mpanao asa soa lehibe ihany koa izy, ka manokana ampahany amin’ny vola azony amin’ny sehatry ny fialamboly ho an’ny fikambanana ara-tsosialy. Namoaka boky mitantara ny fiainany mitondra ny lohateny hoe I Am Jackie Chan izy tamin’ny taona 1998.[2]

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]
Jackie Chan - United Buddy Bears, Hong Kong 2005[3]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra Ilaina

[hanova | hanova ny fango]


  1. Art martial Film d'action Années 1970 Hollywood Walk of Fame
  2. Art martial Film d'action Années 1970 Hollywood Walk of Fame
  3. "Jackie Chan and the Buddy Bears". Jackiechankids.com. Retrieved 2012-02-10.