Hankany amin'ny vontoatiny

Ilhéus

Avy amin'i Wikipedia

14°47′37″S 39°02′22″W / 14.793640°S 39.039490°W / -14.793640; -39.039490

Ilhéus
Velarantany1 840,99 km2
Haavo
Isan'ny mponina155 499
Ben'ny tanàna
Firenena Brazila
Fanjakana
FaritanyBahia
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Ilheus

Ilhéus dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Bahia ao amin'ny Brazila.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 155499 mponina tamin'ny taona 2015.[1]

Toekarena

[hanova | hanova ny fango]

Tany am-piandohana ny tanàna dia niaina tamin'ny fary. Tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-20 no tena nalaza indrindra tamin'ny kakao, izay nambolena tany amin'ny faritra afovoan-tany manodidina an'i Itabuna ary naondrana tamin'ny seranan-tsambon'i Ilhéus. Hita mazava tsara izany ao amin'ny tantara nosoratan'i Jorge Amado Cacau (1933). Ilhéus no foiben'ny fambolena kakao any atsimon'i Bahia ary izy no foiben'ny CEPLAC, Ivontoerana Kakao any Brezila.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. Brazila ao amin'i geonames.org, novingiana ny 18/11/2018