Ilay manampahefana mpanankarena

Avy amin'i Wikipedia


I Kristy sy ilay tanora mpanankarena, sary nataon' i Heinrich Hofmann tamin' ny taona 1889

Ilay manampahefana mpanankarena na i Jesoa sy ilay manampahefana mpanankarena dia ampahan-tantara teo amin' ny fiainan' i Jesoa izay tantaraina ao amin' ireo Filazantsara sinôptika (Matio 19:16-30, Marka 10:17-31 ary Lioka 18:18-30). Nanontany an' i Jesoa ny amin' ny tokony hataony ity lehilahy mpanankarena ity ka nasain' i Jesoa naamidiny ny harenany ka hozaraina amin' ny malahelo mba hananany rakitra any an-danitra. Tsy nifanaraka amin' ny eritreritr' ilay mpanankarena anefa izany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]